2 Chronicles 33:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy nanetry tena teo anatrehan’NY TOMPO tahaka ny nataon’i Manase rainy izy fa mainka nanota bebe kokoa aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nanetry tena teo anatrehan’i Iaveh tahaka ny nataon-drainy anefa izy, fa vao mainka nanota bebe kokoa aza i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa tsy mba niaiky heloka teo anatrehan’ny TOMPO tahaka ny nataon’i Manase rainy izy, fa vao mainka nanota bebe kokoa aza.
Malagasy Bible 1865
ary tsy nanetry tena teo anatrehan'i Jehovah tahaka ny nataon'i Manase rainy izy, fa mainka nanota bebe kokoa aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy nanetry tena teo anatrehan’NY TOMPO tahaka ny nataon’i Manase rainy izy fa mainka nanota bebe kokoa aza.
malagasy
ary tsy nanetry tena teo anatrehan'i Jehovah tahaka ny nataon'i Manase rainy izy, fa mainka nanota bebe kokoa aza.