2 Chronicles 33:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nikomy taminy ny mpanompony ka namono azy tao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niray tetika hamely azy ny mpanompony, dia namono azy ho faty tao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nikomy tamin’i Amôna ireo manamboninahiny ka namono azy ho faty tao an-dapany.
Malagasy Bible 1865
Dia nikomy taminy ny mpanompony ka namono azy tao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nikomy taminy ny mpanompony ka namono azy tao an-tranony.
malagasy
Dia nikomy taminy ny mpanompony ka namono azy tao an-tranony.Fa ny vahoaka kosa namono izay rehetra efa nikomy tamin'i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an'i Josia zanany hisolo azy.