2 Chronicles 33:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny vahoaka kosa dia namono izay rehetra efa nikomy tamin’i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an’i Josia zanany hisolo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa novonoin’ny vahoaka tamin’ny tany kosa izay rehetra niray tetika hamely an’i Amôna. Dia i Josiasa zanany no natsangan’ny vahoaka tamin’ny tany ho mpanjaka hisolo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mba nataon’ny mponin’i Joda maty kosa izay rehetra nikomy tamin’i Amôna mpanjaka; ka dia i Jôsià zanany lahy no voatendriny ho mpanjaka handimby azy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny vahoaka kosa namono izay rehetra efa nikomy tamin'i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an'i Josia zanany hisolo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny vahoaka kosa dia namono izay rehetra efa nikomy tamin’i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an’i Josia zanany hisolo azy.
malagasy
Fa ny vahoaka kosa namono izay rehetra efa nikomy tamin'i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an'i Josia zanany hisolo azy.