2 Chronicles 33:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nanorina alitara tao amin’ny tranon’NY TOMPO, dia tao amin’ilay nolazain’NY TOMPO hoe: Any Jerosalema no hitoeran’ny anarako mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina ôtely teo an-tranon’i Iaveh izy, izay nolazain’i Iaveh hoe: «Ho ao Jerosalema mandrakizay ny Anarako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanorenany alitara hafa aza tao an- tranon’ny TOMPO, dia tao amin’ilay nolazain’ny TOMPO hoe: «Ao Jerosalema no hitoetra mandrakizay ny voninahitro.»
Malagasy Bible 1865
sady nanorina alitara tao an-tranon'i Jehovah, dia tao amin'ilay nolazain'i Jehovah hoe: Any Jerosalema no hitoeran'ny anarako mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nanorina alitara tao amin’ny tranon’NY TOMPO, dia tao amin’ilay nolazain’NY TOMPO hoe: Any Jerosalema no hitoeran’ny anarako mandrakizay.
malagasy
sady nanorina alitara tao an-tranon'i Jehovah, dia tao amin'ilay nolazain'i Jehovah hoe: Any Jerosalema no hitoeran'ny anarako mandrakizay.