2 Chronicles 33:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanorina alitara maromaro teo anatin’ny kianja roa amin’ny tranon’NY TOMPO izy ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina ôtely teo amin’ny kianja roa an-tranon’i Iaveh izy, ho an’ny tafiky ny lanitra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao anatin’ny kianja roa amin’ny tranon’ny TOMPO tokoa no nanorenany alitara hafa ho fanajana ireo planeta aman-kintana eny ana habakabaka;
Malagasy Bible 1865
Fa nanao alitara teo anatin'ny kianja roa amin'ny tranon'i Jehovah izy ho an'izay rehetra eny amin'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanorina alitara maromaro teo anatin’ny kianja roa amin’ny tranon’NY TOMPO izy ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra.
malagasy
Fa nanao alitara teo anatin'ny kianja roa amin'ny tranon'i Jehovah izy ho an'izay rehetra eny amin'ny lanitra.