2 Chronicles 33:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay sarin-javatra voasokitra momba ny sampy nataony dia napetrany tao amin’ny tranon’Andriamanitra, izay nolazain’Andriamanitra tamin’i Davida sy i Solomona zanany hoe: Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin’ny fokon’Israely rehetra, no hasiako ny anarako mandrakizay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sarin’ny sampy nataony, dia napetrany tao amin’ny tranon’Andriamanitra izay nolazain’Andriamanitra tamin’i Davida sy i Salômôna zanany hoe: «Eto amin’ity trano ity sy eto Jerosalema izay nofidiko teo amin’ny fokon’i Israely rehetra no tiako hametrahana ny Anarako mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay sarin-tsampy voasokitra nampanamboarin’i Manase dia napetrany tao an-tranon’Andriamanitra, izay efa nolazain’Andriamanitra tamin’i Davida sy i Salômôna zanany hoe: «Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema izay nofidiko tamin’ny foko israelita rehetra no hampitoerako mandrakizay ny voninahitro.
Malagasy Bible 1865
Ary izay sarin-javatra voasokitra momba ny sampy nataony dia napetrany tao an-tranon'Andriamanitra, izay nolazain'Andriamanitra tamin'Davida sy Solomona zanany hoe: Eto amin'ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin'ny firenen'isiraely rehetra, no hasiako ny anarako mandrakizay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay sarin-javatra voasokitra momba ny sampy nataony dia napetrany tao amin’ny tranon’Andriamanitra, izay nolazain’Andriamanitra tamin’i Davida sy i Solomona zanany hoe: Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin’ny fokon’Israely rehetra, no hasiako ny anarako mandrakizay;
malagasy