2 Chronicles 33:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nampivily ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema i Manase mba hanao izay ratsy mihoatra noho ny firenena izay naringan’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia i Manase no tonga nampania an’i Jodà mbamin’ny mponina ao Jerosalema, ka nandroso nanao ratsy izy ireo mihoatra noho ireo firenena naringan’i Iaveh, teo anoloan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nampivaona ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina i Manase mba hanao ratsy mihoatra noho ny firenena izay naringan’ny TOMPO teo anoloan’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nampivily ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema Manase mba hanao ratsy mihoatra noho ny firenena izay naringan'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nampivily ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema i Manase mba hanao izay ratsy mihoatra noho ny firenena izay naringan’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
malagasy
Kanjo nampivily ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema Manase mba hanao ratsy mihoatra noho ny firenena izay naringan'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'isiraely.