2 Chronicles 34:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valo taona i Josia raha nanomboka nanjaka ary iraika amby telopolo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valo taona i Josiasa fony vao nanjaka, ary 31 taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno valo taona i Jôsià fony tonga mpanjaka; ary naharitra 31 taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Valo taona Josia, fony izy vao nanjaka, ary iraika amby telo-polo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valo taona i Josia raha nanomboka nanjaka ary iraika amby telopolo taona no nanjakany tany Jerosalema.
malagasy
[Ny niandohan'ny nanjakan'i Josia, sy ny nanamboarany ny tempoly, ary ny amin'ny nahitana ny bokin'ny lalana] Valo taona Josia, fony izy vao nanjaka, ary iraika amby telo-polo taona no nanjakany tany Jerosalema.