2 Chronicles 34:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natolony ho eo an-tanan’ny lehiben’ny mpiasa izay voatendry hitandrina ny amin’ny tranon’NY TOMPO izany, dia natolotr’ireo ho an’ny mpiasa izay niasa tao amin’ny tranon’NY TOMPO kosa izany hanamboarana sy hanamafisana ny Trano;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany izany teo an-tanan’ireo mpampanao ny asa, izay notendrena ho mpitandrina amin’ny tranon’i Iaveh; dia ireto kosa indray no nizara azy tamin’ny mpiasa, izay niasa tamin’ny tranon’i Iaveh, hamboatra sy hanamafy ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natolotr’izy telo lahy teo am-pelatanan’ny mpianto-draharaha voatendry hiandraikitra ny tranon’ny TOMPO izany vola izany, ary nampiasain’ireo tamin’ny asa fanamboarana sy fanamafisana io trano io;
Malagasy Bible 1865
Ary natolony ho eo an-tanan'ny lehiben'ny mpiasa izay voatendry hitandrina ny amin'ny tranon'i Jehovah izany, ary natolotr'ireo kosa ho an'ny mpiasa izay niasa tao an-tranon'i Jehovah hanamboarana sy hanamafiana ny trano;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natolony ho eo an-tanan’ny lehiben’ny mpiasa izay voatendry hitandrina ny amin’ny tranon’NY TOMPO izany, dia natolotr’ireo ho an’ny mpiasa izay niasa tao amin’ny tranon’NY TOMPO kosa izany hanamboarana sy hanamafisana ny Trano;
malagasy