2 Chronicles 34:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nomeny ho an’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby ary lampihazo ho amin’ny trano izay nosimban’ny mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomeny ny mpandrafitra hazo sy ny mpandrafitra vato izany, ary nividianany vato voapaika sy hazo handrafetana ny tafo ary hanisiana sakamandimby hatao amin’ny trano nosimban’ny mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanomezany karama ny mpandrafitra sy mpandatsa-bato izany sy nividianany vato voapaika na hazo sakamandimby sady nanatevenana ny efitrano izay navelan’ireo mpanjakan’i Joda hihasimba.
Malagasy Bible 1865
dia nomeny ho an'ny mpandrafitra sy ry mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby sy lampihazo ho amin'ny trano izay nosimban'ny mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nomeny ho an’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby ary lampihazo ho amin’ny trano izay nosimban’ny mpanjakan’ny Joda.
malagasy
dia nomeny ho an'ny mpandrafitra sy ry mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby sy lampihazo ho amin'ny trano izay nosimban'ny mpanjakan'ny Joda.