2 Chronicles 34:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa navoaka ny vola izay nampidirina tao amin’ny tranon’NY TOMPO, i Hilkia mpisorona dia nahita ny bokin’ny lalànan’NY TOMPO, ilay nampilazaina an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny fotoana namoahana ny vola voaatitra tao an-tranon’i Iaveh, dia hitan’i Helkiasa mpisorona, ny bokin’ny lalàn’i Iaveh nomena tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’iny famoahana ny vola naterina tao an-tranon’ny TOMPO iny, no hitan’i Hilkià mpisorona ny Bokin’ny Lalànan’ny TOMPO, izay nampitaina tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha namoaka ny vola izay nampidirina tao an-tranon'i Jehovah izy, Hilkia mpisorona dia nahita ny bokin'ny lalàn'i Jehovah, ilay nampilazaina an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa navoaka ny vola izay nampidirina tao amin’ny tranon’NY TOMPO, i Hilkia mpisorona dia nahita ny bokin’ny lalànan’NY TOMPO, ilay nampilazaina an’i Mosesy.
malagasy
Ary raha namoaka ny vola izay nampidirina tao an-tranon'i Jehovah izy, Hilkia mpisorona dia nahita ny bokin'ny lalàn'i Jehovah, ilay nampilazaina an'i Mosesy.