2 Chronicles 34:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka i Safana sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’i Safàna tany amin’ny mpanjaka, ka nilaza taminy koa izy, nanao hoe: «Efa nataon’ny mpanomponao avokoa izay rehetra nasaina nataony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Safàna kosa nitondra izany ho any amin’ny mpanjaka sady nanao tatitra taminy nilaza hoe: –Ireo mpanomponao dia eo am-panatontosana ny andraikitra rehetra nasainao nosahaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary Safana nitondra ny boky ho any amin'ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon'ny mpanomponao dia nataony avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka i Safana sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa.
malagasy
Ary Safana nitondra ny boky ho any amin'ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon'ny mpanomponao dia nataony avokoa.