2 Chronicles 34:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary narotsany ny vola izay azo tao amin’ny tranon’NY TOMPO ka natolony teo an-tanan’ny olona voatendry sy teo an-tanan’ny mpiasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nalainy daholo ny vola rehetra hita tao an-tranon’i Iaveh, dia napetrany eo an-tanan’izay voatendry ho mpitandrina sy eo an-tanan’ny mpampanao ny asa.» Ary mbola nisy filazana koa nataon’i Safàna tamin’ny mpanjaka hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa voaangon’ireo mpisorona ny vola izay azo tao an-tranon’ny TOMPO ka natolony teo am-pelatanan’ny mpianto-draharaha sy teo am-pelatanan’ny mpiasa.
Malagasy Bible 1865
Ary narotsany ny vola izay azo tao an-tranon'i Jehovah ka natolony teo an-tànan'ny olona voatendry sy teo an-tànan'ny mpiasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary narotsany ny vola izay azo tao amin’ny tranon’NY TOMPO ka natolony teo an-tanan’ny olona voatendry sy teo an-tanan’ny mpiasa.
malagasy
Ary narotsany ny vola izay azo tao an-tranon'i Jehovah ka natolony teo an-tànan'ny olona voatendry sy teo an-tànan'ny mpiasa.