2 Chronicles 34:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’ny mpanjaka ny tenin’ny lalàna dia nandriatra ny fitafiany izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nandre ny tenin’ny lalàna ny mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Jôsià mpanjaka ny teny tao amin’ny Lalàna, dia nandriatra fitafiana izy;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'ny mpanjaka ny tenin'ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’ny mpanjaka ny tenin’ny lalàna dia nandriatra ny fitafiany izy
malagasy
Ary rehefa ren'ny mpanjaka ny tenin'ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy