2 Chronicles 34:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy ka nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy fa tsy mba nivily na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh izy, ka nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy, fa tsy mba nivily ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôsià; ka narahiny ny toetran’i Davida razambeny, fa tsy mba nivily hiala tamin’izany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy ka nandeha tamin'ny lalan'i Davida rainy, fa tsy mba nivily na ho amin'ny ankavanana na ho amin'ny ankavia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy ka nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy fa tsy mba nivily na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
malagasy
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy ka nandeha tamin'ny lalan'i Davida rainy, fa tsy mba nivily na ho amin'ny ankavanana na ho amin'ny ankavia.