2 Chronicles 34:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nandidy an’i Hilkia sy i Ahikama, zanak’i Safana, i Abdona, zanak’i Mika, i Safana mpitantsoratra ary i Asaia, mpanompon’ny mpanjaka, ka niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanome didy an’i Helkiasa, i Ahikama zanak’i Safàna, i Abdôna zanak’i Mikà, i Safàna mpanoratra, ary i Asaà mpanompon’ny mpanjaka hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nomeny baiko i Hilkià, sy i Ahikama zanakalahin’i Safàna, ary i Habdôna zanakalahin’i Mikà mbamin’i Safàna mpitantsoratra sy i Hasaià mpandraharahany ka nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
sady nandidy an'i Hilkia sy Ahikama, zanak'i Safana, sy Abdona, zanak'i Mika, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon'andriana, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nandidy an’i Hilkia sy i Ahikama, zanak’i Safana, i Abdona, zanak’i Mika, i Safana mpitantsoratra ary i Asaia, mpanompon’ny mpanjaka, ka niteny hoe:
malagasy
sady nandidy an'i Hilkia sy Ahikama, zanak'i Safana, sy Abdona, zanak'i Mika, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon'andriana, ka nanao hoe: