2 Chronicles 34:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ravehivavy taminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Lazao amin’izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Lazao amin’izay lehilahy naniraka anareo ho atỳ amiko hoe: Izao no lazain’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nasainy miteny amin’ny mpaniraka azy hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely:
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ravehivavy taminy: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Lazao amin'izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ravehivavy taminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Lazao amin’izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:
malagasy
Dia hoy ravehivavy taminy: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Lazao amin'izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe: