2 Chronicles 34:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, Izaho hahatonga loza amin’ity tanàna ity sy amin’ny mponina eto, dia ny ozona rehetra izay voasoratra ao amin’ilay boky efa novakina teo anatrehan’ny mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho hampidi-doza amin’ity toerana ity, sy amin’ny mponina ao aminy, dia ny ozona rehetra voasoratra amin’ny boky novakina teo anatrehan’ny mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
‹Indro Aho hahatonga loza amin’ity tanàna ity sy ny mponiny, dia ny ozona rehetra voasoratra ao anatin’ilay boky izay novakîna teo anatrehan’ny mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza amin'ity tanàna ity sy amin'ny mponina eto, dia ny ozona rehetra izay voasoratra ao amin'ilay boky efa novakina teo anatrehan'ny mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, Izaho hahatonga loza amin’ity tanàna ity sy amin’ny mponina eto, dia ny ozona rehetra izay voasoratra ao amin’ilay boky efa novakina teo anatrehan’ny mpanjakan’ny Joda.
malagasy