2 Chronicles 34:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria nahafoy Ahy izy ary nandoro ditin-kazo manitra ho an’ireo andriamanitra hafa sady nampahatezitra Ahy tamin’izay rehetra nataon’ny tanany, dia haidina amin’ity tanàna ity ny fahatezerako ka tsy ho maty vonoina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izy ireo nahafoy Ahy, dia nanatitra zavatra manitra ho an’ireo andriamani-kafa, ka nampahatezitra Ahy tamin’ny asan-tanany rehetra, dia nirotsaka amin’ity tany ity ny hatezerako sady tsy ho azo tonena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nandao Ahy manko ny mponin’i Jerosalema sady nampanetona sorona ho an’ny andriamani-kafa, ary nampahatezitra Ahy tamin’ny sampy rehetra nataon’ny tanany. Izany no hitosahan’ny fahatezerako amin’ity tanàna ity ka tsy mbola hitoniany.
Malagasy Bible 1865
Satria nahafoy Ahy izy ka nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireny andriamani-kafa sady nampahatezitra Ahy amin'izay rehetra nataon'ny tànany, dia haidina amin'ity tanana ity ny fahatezerako ka tsy hosakanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria nahafoy Ahy izy ary nandoro ditin-kazo manitra ho an’ireo andriamanitra hafa sady nampahatezitra Ahy tamin’izay rehetra nataon’ny tanany, dia haidina amin’ity tanàna ity ny fahatezerako ka tsy ho maty vonoina.
malagasy