2 Chronicles 34:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’ny mpanjakan’ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin’NY TOMPO, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ny amin’ny teny izay efa novakinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’i Jodà, izay naniraka anareo hanontany amin’i Iaveh: Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Ny amin’ny teny efa renao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpanjakan’i Joda, izay naniraka anareo hanontany Ahy TOMPO, dia anambarao fa Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely dia milaza izao:
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny mpanjakan'ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin'i Jehovah, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin'ny teny izay efa novakinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’ny mpanjakan’ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin’NY TOMPO, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ny amin’ny teny izay efa novakinao,
malagasy
Fa ny amin'ny mpanjakan'ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin'i Jehovah, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin'ny teny izay efa novakinao,