2 Chronicles 34:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka ny mpanjaka hamory ny loholon’ny Joda sy Jerosalema rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nasain’ny mpanjaka novorina ny loholona rehetra amin’i Jodà sy i Jerosalema;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandefa iraka i Jôsià hanainga tsy an-kanavaka ny loholon ’i Joda sy i Jerosalema mba ho vory.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka naniraka olona ka nampivory ny loholon'ny Joda sy Jerosalema rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka ny mpanjaka hamory ny loholon’ny Joda sy Jerosalema rehetra.
malagasy
[Ny fahazotoan'i Josia hanangana indray ny fivavahana amin'i Jehovah sy hampitandrina ny olona ny Paska, ary ny niadiany tamin'ny Egyptiana sy ny nahafatesany] Ary ny mpanjaka naniraka olona ka nampivory ny loholon'ny Joda sy Jerosalema rehetra.