2 Chronicles 34:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanaisotra ny fahavetavetana rehetra tamin’ny tany rehetra izay an’ny Zanak’Israely i Josia sady nanome didy izay rehetra teo amin’ny Israely hanompo NY TOMPO Andriamaniny. Tamin’ny andro rehetra niainan’i Josia dia tsy mba niala tamin’ny fanarahana NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofoanan’i Josiasa avokoa ny fahavetavetana teo amin’ny tany rehetra ananan’ny zanak’i Israely, ary nodidiany hanompo an’i Iaveh Andriamaniny, ny olona rehetra teo amin’i Israely. Ka raha mbola velona koa izy dia tsy mba niala tamin’ny fanarahana an’i Iaveh Andriamanitry ny razany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izay dia nofoanan’i Jôsià avokoa ny fombam-tsampy maharikoriko tamin’ny tany manontolo izay an’ny Israelita sady notereny ny mponina rehetra teo amin’i Israely mba hanompo ny TOMPO Andriamaniny. Tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôsià dia tsy mba nialan’ny olona ilay TOMPO Andriamanitry ny razany.
Malagasy Bible 1865
Ary Josia nanaisotra ny fahavetavetana rehetra tamin'ny tany rehetra izay an'ny Zanak'isiraely sady nandidy izay rehetra teo amin'ny Isiraely hanompo an'i Jehovah Andriamaniny. Tamin'ny andro rehetra niainan'i Josia dia tsy mba niala tamin'ny fanarahana an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanaisotra ny fahavetavetana rehetra tamin’ny tany rehetra izay an’ny Zanak’Israely i Josia sady nanome didy izay rehetra teo amin’ny Israely hanompo NY TOMPO Andriamaniny. Tamin’ny andro rehetra niainan’i Josia dia tsy mba niala tamin’ny fanarahana NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ny olona.
malagasy