2 Chronicles 34:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandoro ny taolan’ny mpisorona teo ambonin’ny alitarany izy, dia nanadio an’i Joda sy Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nodorany teo ambonin’ireo ôteliny ny taolan’ny mpisorona. Dia nanadio an’i Jodà sy i Jerosalema izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy aza taolan’ny mpisorona amin’ny sampy mihitsy no naroso hodorana teo amin’ny alitara fisoronany. Dia toy izany no nanadiovan ’i Jôsià ny fanjakàn’i Joda sy ny tanànan’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nandoro ny taolan'ny mpisorona teo ambonin'ny alitarany izy, ka dia nanadio an'i Joda sy Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandoro ny taolan’ny mpisorona teo ambonin’ny alitarany izy, dia nanadio an’i Joda sy Jerosalema.
malagasy
Ary nandoro ny taolan'ny mpisorona teo ambonin'ny alitarany izy, ka dia nanadio an'i Joda sy Jerosalema.