2 Chronicles 34:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany amin’ny tanànan’ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin’ny Naftaly, dia tao amin’ny tanànany izay rava teny amin’ny manodidina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tany amin’ny tanànan’i Manase sy i Efraima mbamin’i Simeôna, hatrany amin’i Neftalì, tamin’ireny tanànany rava ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany amin’ny tanàna manasita sy efraimita ary simehônita ka hatrany amin’ny tanàna naftalita mbamin’ny faritra manodidina azy avy
Malagasy Bible 1865
Ary tany amin'ny tanànan'ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin'ny Naftaly, dia tao an-tanànany izay rava,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany amin’ny tanànan’ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin’ny Naftaly, dia tao amin’ny tanànany izay rava teny amin’ny manodidina,
malagasy
Ary tany amin'ny tanànan'ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin'ny Naftaly, dia tao an-tanànany izay rava,