2 Chronicles 35:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia vonona ny zavatra rehetra; ary nitsangana teo amin’ny toerany avy ny mpisorona, ary ny levita koa araka ny antokony avy, araka ny didin’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nandaharana ny fanompoana: nipetraka tamin’ny fitoerana voalahatra ny mpisorona, torak’izany koa ny Levita, araka ny antokony avy, sy araka ny didin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nizotra toy izao ny fanompoam-pivavahana. Samy teo amin’ny toerany avy ny mpisorona, ary samy teo amin’ny antokony avy ny levita, araka ny baikon’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Koa dia vonona ny zavatra; ary ny mpisorona nitsangana teo amin'ny fitoerany avy, ary ny Levita araka ny antokony avy, araka ny didin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia vonona ny zavatra rehetra; ary nitsangana teo amin’ny toerany avy ny mpisorona, ary ny levita koa araka ny antokony avy, araka ny didin’ny mpanjaka.
malagasy
Koa dia vonona ny zavatra; ary ny mpisorona nitsangana teo amin'ny fitoerany avy, ary ny Levita araka ny antokony avy, araka ny didin'ny mpanjaka.