2 Chronicles 35:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natokany ny fanatitra dorana manontolo homena ny olona araka ny fizaran’ny fianakaviany, mba hatolony ho fanatitra ho an’NY TOMPO araka izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Mosesy. Toy izany koa tamin’ny omby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natokany ny hatao sorona dorana, nozarainy amin’ny ankapobem-bahoaka araka ny fizaràm-pianakaviany avy, hanaterany izany ho an’i Iaveh, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’i Môizy: torak’izany koa ny tamin’ny omby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nomena ny olona ny anjarany araka ny tarika sy fianakaviana teo amin’ny teraky ny firenena, dia navahana kosa ny sorona dorana manontolo hatolotra ho an’ny TOMPO, araka izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Mosesy. Ary toy izany koa tamin’ny omby.
Malagasy Bible 1865
Dia natokany ny fanatitra dorana homen'ny olona araka ny fizaran'ny fianakaviany, mba hateriny ho an'i Jehovah araka izay voasoratra ao amin'ny bokin'i Mosesy. Ary toy izany koa tamin'ny omby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia natokany ny fanatitra dorana homen'ny olona araka ny fizaran'ny fianakaviany, mba hateriny ho an'i Jehovah araka izay voasoratra ao amin'ny bokin'i Mosesy. Ary toy izany koa tamin'ny omby.