2 Chronicles 35:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita izany dia nanamboatra izay ho an’ny tenany sy ny mpisorona izy; fa ny mpisorona, taranak’i Arona, no nanolotra ny fanatitra dorana manontolo sy ny saborany mandra-pahalin’ny andro; ny levita kosa no nanamboatra ny Paska ho an’ny tenany sy ny mpisorona, taranak’i Arona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay izy ireo vao namboatra ho an’ny tenany sy ho an’ny mpisorona; fa niasa mandra-pahalin’ny andro ny mpisorona, taranak’i Aarôna, nanolotra ny sorona dorana sy ny sabora; ka izany no namboaran’ny Levita ho an’ny tenany sy ho an’ny mpisorona, taranak’i Aarôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izay ny levita vao nanamboatra ny sakafo Paska ho an’ny tenany sy ny mpisorona; ireo mpisorona taranak’i Aharôna manko nanolotra ny sorona dorana manontolo sy ny sabora mandra-pahalin’ny andro, ka dia izany no nahatonga ny levita hanamboatra ny sakafo Paska ho an’ny tenany sy ny mpisorona taranak’i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia nanamboatra io an'ny tenany sy ny mpisorona izy; fa ny mpisorona, taranak'i Arona, nanatitra ny fanatitra dorana sy ny saborany mandra-pahalin'ny andro; fa ny Levita kosa nanamboatra ny Paska ho an'ny tenany sy ny mpisorona, taranak'i Arona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita izany dia nanamboatra izay ho an’ny tenany sy ny mpisorona izy; fa ny mpisorona, taranak’i Arona, no nanolotra ny fanatitra dorana manontolo sy ny saborany mandra-pahalin’ny andro; ny levita kosa no nanamboatra ny Paska ho an’ny tenany sy ny mpisorona, taranak’i Arona.
malagasy