2 Chronicles 35:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vonona androtr’izay avokoa izay hanaovana ny fanompoana NY TOMPO amin’ny hitandremana ny Paska sy ny hanolorana ny fanatitra dorana manontolo eo ambonin’ny alitaran’NY TOMPO araka ny tenin’i Josia mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nandaharana ny fanompoana an’i Iaveh tamin’izany andro izany, hankalazana ny Paka sy hanolorana sorona dorana eo ambonin’ny ôtelin’i Iaveh, araka ny didin’i Josiasa mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nizotra toy izany tamin’io andro io ny fanompoana ny TOMPO mba hankalazana ny Paska sy hanolorana ny sorona dorana manontolo eo ambony alitaran’ny TOMPO, araka ny fepetra nataon’i Jôsià mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary dia vonona androtrizay avokoa ny hatao fanompoana an'i Jehovah amin'ny hitandremana ny Paska sy ny hanaterana ny fanatitra dorana eo ambonin'ny alitaran'i Jehovah araka ny tenin'i Josia mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary dia vonona androtrizay avokoa ny hatao fanompoana an'i Jehovah amin'ny hitandremana ny Paska sy ny hanaterana ny fanatitra dorana eo ambonin'ny alitaran'i Jehovah araka ny tenin'i Josia mpanjaka.