2 Chronicles 35:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Zanak’Israely izay vory teo dia nitandrina ny Paska tamin’izay fotoana izay sy ny andro firavoravoana hafitoana, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankalaza ny Paka sy ny fetin’ny azima hafitoana ny zanak’i Israely izay tonga teo, tamin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Israelita izay vory teo dia nankalaza ny Paska tamin’izany vaninandro izany, ary koa ny fety fihinanana ny mofo tsy misy leviora nandritra ny fito andro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'isiraely izay vory teo dia nitandrina ny paska fahizay sy ny andro firavoravoana hafitoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Zanak’Israely izay vory teo dia nitandrina ny Paska tamin’izay fotoana izay sy ny andro firavoravoana hafitoana, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira.
malagasy
Ary ny Zanak'isiraely izay vory teo dia nitandrina ny paska fahizay sy ny andro firavoravoana hafitoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira.