2 Chronicles 35:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Josia no nitandremana izany Paska izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Josiasa no nanaovana izany Paka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jôsià no nankalazana izany Paska izany.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Josia no nitandremana izany Paska izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Josia no nitandremana izany Paska izany.
malagasy
Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Josia no nitandremana izany Paska izany.