2 Chronicles 35:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanendry ny mpisorona ho amin’ny anjara raharahany avy i Josia ka nampirisika azy hanao ny fanompoana ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanendry ny mpisorona ho amin’ny raharahany avy izy, dia namporisika azy ireo hanao ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampirisihin’i Jôsià hijoro amin’ny anjara raharahany avy ny mpisorona ary nampahereziny hanao ny fanompoam-pivavahana ao an- tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Josia nanendry ny mpisorona ho amin'ny anjara-raharahany avy ka namporisika azy hanao ny fanompoana ao an-tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanendry ny mpisorona ho amin’ny anjara raharahany avy i Josia ka nampirisika azy hanao ny fanompoana ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Ary Josia nanendry ny mpisorona ho amin'ny anjara-raharahany avy ka namporisika azy hanao ny fanompoana ao an-tranon'i Jehovah.