2 Chronicles 35:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nety nihodina niala teo aminy anefa i Josia fa nody olon-kafa mba hiady aminy ka tsy nety nihaino ny tenin’i Neko, izay nampilazain’Andriamanitra azy, fa nandeha hiady taminy ihany teo amin’ny lohasahan’i Megido.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nety niodina niala taminy anefa i Josiasa, fa nanao fitafiana hafa izy hamely azy: tsy nohenoiny akory ny tenin’i Nekô, avy amin’ny vavan’Andriamanitra, fa nandroso izy hiady eo amin’ny lemak’i Magedao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa i Jôsià tsy niova hevitra fa nitady izay hiadiana tamin’i Nekao; tsy nety nihaino ny teny izay nampilazain’Andriamanitra an’i Nekao izy, fa nody olon-kafa mba tsy ho fantatra ka nandeha niady taminy ihany tao amin’ny lemak’i Megidao.
Malagasy Bible 1865
Fa Josia tsy nety nihodina niala taminy, fa nody olon-kafa mba hiady taminy ka tsy nety nihaino ny tenin'i Neko, izay nampilazain'Andriamanitra azy, fa nandeha hiady taminy ihany teo amin'ny lohasahan'i Megido.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nety nihodina niala teo aminy anefa i Josia fa nody olon-kafa mba hiady aminy ka tsy nety nihaino ny tenin’i Neko, izay nampilazain’Andriamanitra azy, fa nandeha hiady taminy ihany teo amin’ny lohasahan’i Megido.
malagasy