2 Chronicles 35:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahavoa an’i Josia mpanjaka ny mpandefa tsipìka; dia hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: Ento miala eto aho fa voa mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nitifotra an’i Josiasa mpanjaka ny mpandefa tsipìka, ka hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: «Ento miala eto aho, fa voa mafy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nahavoa an’i Jôsià mpanjaka ny mpandefa tsipîka, ka hoy ity mpanjaka tamin’ny manamboninahiny: –Ento miala eto aho, fa voa mafy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpandefa tsipìka nahavoa an'i Josia mpanjaka; dia hoy ny mpanjaka tamin'ny mpanompony: Ento miala eto aho; fa voa mafy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahavoa an’i Josia mpanjaka ny mpandefa tsipìka; dia hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: Ento miala eto aho fa voa mafy.
malagasy
Ary ny mpandefa tsipìka nahavoa an'i Josia mpanjaka; dia hoy ny mpanjaka tamin'ny mpanompony: Ento miala eto aho; fa voa mafy aho.