2 Chronicles 35:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny asany hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Israely sy ny Joda izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, ny tantaran’i Jôsià, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny Bokin’ireo mpanjakan’i Israely sy i Joda.
Malagasy Bible 1865
dia ny asany voalohany sy farany, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny Joda izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny asany hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Israely sy ny Joda izany.
malagasy
dia ny asany voalohany sy farany, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny Joda izany.