2 Chronicles 35:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamin’ny levita izay mpampianatra ny Israely rehetra sady efa masina ho an’NY TOMPO: Apetraho ao amin’ny trano nataon’i Solomona, zanak’i Davida, mpanjakan’ny Israely, ny vata masina misy ny Fanekena; fa izao dia efa tsy milanja azy intsony ianareo; koa manompoa NY TOMPO Andriamanitrareo sy ny Israely olony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamin’ireo Levita nampianatra an’i Israely rehetra, sy efa voahasina ho an’i Iaveh: «Apetraho ao amin’ny trano nataon’i Salômôna zanak’i Davida mpanjakan’i Israely, ny fiara masina; fa tsy hisy hilanjanareo azy intsony izao. Ka manompoa an’i Iaveh Andriamanitrareo, sy i Israely vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny levita izay natao hampianatra ny Israelita rehetra sady efa voatokana ho an’ny TOMPO dia nitenenany hoe: –Ianareo natao hametraka ny Vatamasin’ny Tompo ao amin’ny tempoly, izay nataon’i Salômôna zanakalahin’i Davida sady mpanjakan’i Israely, dia efa tsy milanja azy intsony izao; koa ankehitriny manompoa ny TOMPO Andriamanitrareo sy manompoa an’ilay Israely vahoakany;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin'ny Levita izay mpampianatra ny Isiraely rehetra sady efa masina ho an'i Jehovah: Apetraho ao an-trano nataon'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, ny fiara masina; fa izao dia efa tsy milanja azy intsony ianareo; koa manompoa an'i Jehovah Andriamanitrareo sy ny Isiraely olony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamin’ny levita* izay mpampianatra ny Israely rehetra sady efa masina ho an’NY TOMPO: Apetraho ao amin’ny trano nataon’i Solomona, zanak’i Davida, mpanjakan’ny Israely, ny vata masina misy ny Fanekena; fa izao dia efa tsy milanja azy intsony ianareo; koa manompoa NY TOMPO Andriamanitrareo sy ny Israely olony;
malagasy
Ary hoy izy tamin'ny Levita izay mpampianatra ny Isiraely rehetra sady efa masina ho an'i Jehovah: Apetraho ao an-trano nataon'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, ny fiara masina; fa izao dia efa tsy milanja azy intsony ianareo; koa manompoa an'i Jehovah Andriamanitrareo sy ny Isiraely olony;