2 Chronicles 35:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary samia miomana araka ny fianakavianareo avy ianareo, dia araka ny antokonareo, araka ny voasoratr’i Davida, mpanjakan’ny Israely, sy araka ny voasoratr’i Solomona zanany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia ianareo miomana, araka ny fianakavianareo sy ny antokonareo avy araka ny fandaharan’i Davida mpanjakan’i Israely sy ny fandaminan’i Salômôna zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary samia mitsinjara araka ny tarikareo sy ny antokonareo avy ianareo, fa izany no fepetra voasoratr’i Davida mpanjakan’i Israely ary koa i Salômôna zanakalahiny.
Malagasy Bible 1865
ary samia miomana araka ny fianakavianareo avy ianareo, dia araka ny antokonareo, araka ny voasoratr'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, sy araka ny voasoratr'i Solomona zanany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary samia miomana araka ny fianakavianareo avy ianareo, dia araka ny antokonareo, araka ny voasoratr’i Davida, mpanjakan’ny Israely, sy araka ny voasoratr’i Solomona zanany koa.
malagasy
ary samia miomana araka ny fianakavianareo avy ianareo, dia araka ny antokonareo, araka ny voasoratr'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, sy araka ny voasoratr'i Solomona zanany koa.