2 Chronicles 35:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mitsangàna eo amin’ny fitoerana masina araka ny fizaran’ny fianakavian’ny rahalahinareo amin’ny vahoaka sy araka ny fizaran’ny fianakavian’ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia ho eo amin’ny fitoerana masina, araka ny fizaràm-pianakavian’ny rahalahinareo, dia ny zanaky ny vahoaka izany, isam-pizaràna dia asiana antokon’ny fianakavian’ny Levita iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary makà toerana ao amin’ny tempoly, araka ny fitsinjaran’ny tarik’ireo vahoaka mpiray firenena aminareo ary araka ny fitsinjaran’ny tarikareo samy levita.
Malagasy Bible 1865
Ary mitsangàna eo amin'ny fitoerana masina araka ny fizaran'ny fianakavian'ny rahalahinareo amin'ny vahoaka sy araka ny fizaran'ny fianakavian'ny Levita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mitsangàna eo amin’ny fitoerana masina araka ny fizaran’ny fianakavian’ny rahalahinareo amin’ny vahoaka sy araka ny fizaran’ny fianakavian’ny levita.
malagasy
Ary mitsangàna eo amin'ny fitoerana masina araka ny fizaran'ny fianakavian'ny rahalahinareo amin'ny vahoaka sy araka ny fizaran'ny fianakavian'ny Levita.