2 Chronicles 35:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vonoy ny Paska, sady hamasino ny tenanareo ka manamboara ho an’ny rahalahinareo mba handehanana araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia vonony ny Paka, hamasino ny tenanareo, ary amboary izy ho an’ny rahalahinareo, hanarahan’ny olona ny tenin’i Iaveh voalaza tamin’i Môizy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao hamono ny biby ho an’ny sakafo Paska ianareo ka midiova tena ary mivonòna hiasa ho an’ny mpiray firenena aminareo mba hanatontosana ny fankalazàna araka ny teny izay nampitain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia vonoy ny Paska, sady hamasino ny tenanareo, ka manamboara ho an'ny rahalahinareo, hanaovana araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia vonoy ny Paska, sady hamasino ny tenanareo ka manamboara ho an’ny rahalahinareo mba handehanana araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Mosesy.
malagasy
Dia vonoy ny Paska, sady hamasino ny tenanareo, ka manamboara ho an'ny rahalahinareo, hanaovana araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Mosesy.