2 Chronicles 36:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalain’ny vahoaka i Joahaza, zanak’i Josia, ka nataony mpanjaka tany Jerosalema handimby ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôakaza, zanak’i Josiasa, no nalain’ny vahoaka tamin’ny tany nampanjakainy handimby an-drainy, tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’ny mponin’i Joda kosa i Jôahaza zanakalahin’i Jôsià ka nataony mpanjaka tao Jerosalema handimby an-drainy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka naka an'i Joahaza, zanak'i Josia, ka nampanjaka azy tany Jerosalema handimby an-drainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nalain’ny vahoaka i Joahaza, zanak’i Josia, ka nataony mpanjaka tany Jerosalema handimby ny rainy.
malagasy
[Ny nanjakan'i Joahaza sy Joiakima sy Joiakina ary Zedekia, sy ny nandravana an'i Jerosalema, ary ny nitondrana ny olona ho babo tany Babylona] Ary ny vahoaka naka an'i Joahaza, zanak'i Josia, ka nampanjaka azy tany Jerosalema handimby an-drainy.