2 Chronicles 36:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niherina ny taona dia nandefa iraka haka azy mbamin’ny fanaka tsara tao amin’ny tranon’NY TOMPO ho any Babilona i Nebokadnezara mpanjaka ka nampanjaka an’i Zedekia rahalahin-drainy tamin’ny Joda sy Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niherina ny taona dia nasain’i Nabokodonozora mpanjaka nentina ho any Babilôna izy, mbamin’ny fanaka sarobidy tao an-tranon’i Iaveh. Ary i Sedesiasa rahalahin’i Joasina, no notendreny ho mpanjakan’i Jodà sy i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga ny lohataona, dia nandefa iraka i Nebokadnetsara ka nitondra an’i Jôiakîna mbamin’ny fanaka sarobidy tao an-tranon’ny TOMPO ho any Babilôna; dia i Tsedekià rahalahin-drain’i Jôiakîna no nampanjakain’i Nebokadnetsara tamin’i Joda sy i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niherina ny taona, dia naniraka Nebokadnezara mpanjaka ka nitondra azy mbamin'ny fanaka tsara tao an-tranon'i Jehovah ho any Babylona, dia nampanjaka an'i Zedekia rahalahin-drainy tamin'ny Joda sy Jerosalema izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niherina ny taona dia nandefa iraka haka azy mbamin’ny fanaka tsara tao amin’ny tranon’NY TOMPO ho any Babilona i Nebokadnezara mpanjaka ka nampanjaka an’i Zedekia rahalahin-drainy tamin’ny Joda sy Jerosalema.
malagasy
Ary nony niherina ny taona, dia naniraka Nebokadnezara mpanjaka ka nitondra azy mbamin'ny fanaka tsara tao an-tranon'i Jehovah ho any Babylona, dia nampanjaka an'i Zedekia rahalahin-drainy tamin'ny Joda sy Jerosalema izy.[Heb. rahalahiny]