2 Chronicles 36:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iraika amby roapolo taona i Zedekia raha nanomboka nanjaka ary iraika amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 21 taona i Sedesiasa fony vao nanjaka, ary 11 taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 21 taona i Tsedekià fony tonga mpanjaka; ary naharitra iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iraika amby roapolo taona i Zedekia raha nanomboka nanjaka ary iraika amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema.
malagasy
Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.