2 Chronicles 36:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan’i Jeremia mpaminany izay nilaza ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh Andriamaniny izy, ary tsy nanetry tena teo anatrehan’i Jeremia mpaminany, izay niteny taminy, tamin’ny anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO Andriamaniny izy, ary tsy mba niaiky heloka teo anatrehan’i Jeremià mpaminany, izay nilaza hafatra avy amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan'i Jeremia mpaminany, izay nilaza ny tenin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan’i Jeremia mpaminany izay nilaza ny tenin’Andriamanitra.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan'i Jeremia mpaminany, izay nilaza ny tenin'Andriamanitra.