2 Chronicles 36:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nikomy tamin’i Nebokadnezara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin’Andriamanitra koa izy; ary nanamafy ny hatony sy nanamafy ny fony fa tsy niverina ho amin’Andriamanitry ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikomy tamin’i Nabokodonozora mpanjaka aza izy, izay efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra. Nanamafy ny hatony sy nanamafy ny fony izy, mba tsy hiverenany amin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nikomiany aza i Nebokadnetsara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin’Andriamanitra. Nanamafy hatoka sy fo izy mba tsy hiverenany amin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nikomy tamin'i Nebokadnezara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin'Andriamanitra koa izy; ary nanamafy ny hatony sy nanasarotra ny fony izy mba tsy hiverina ho amin'Andriamanitry ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nikomy tamin’i Nebokadnezara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin’Andriamanitra koa izy; ary nanamafy ny hatony sy nanamafy ny fony fa tsy niverina ho amin’Andriamanitry ny Israely.
malagasy
Ary nikomy tamin'i Nebokadnezara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin'Andriamanitra koa izy; ary nanamafy ny hatony sy nanasarotra ny fony izy mba tsy hiverina ho amin'Andriamanitry ny Isiraely.