2 Chronicles 36:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodorany koa ny tranon’Andriamanitra, ary noravany ny mandan’i Jerosalema; nodorany tamin’ny afo koa ny lapan’andriana rehetra tao, ary nosimbany ny fanaka tsara rehetra tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nodorany ny tranon’Andriamanitra, noravany ny mandan’i Jerosalema, notselarany ny afo ny lapa rehetra teo, ary nosimbany ny fanaka sarobidy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nodoran’ny Babilônianina koa ny tranon’Andriamanitra, ary noravany ny mandan’i Jerosalema; notselarany afo ny lapa rehetra ary nosimbany ny fanaka sarobidy isan-karazany tao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nodorany koa ny tranon'Andriamanitra, ary noravany ny mandan'i Jerosalema; ny lapan'andriana rehetra tao koa dia nodorany tamin'ny afo, ary ny fanaka tsara rehetra tao nosimbany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodorany koa ny tranon’Andriamanitra, ary noravany ny mandan’i Jerosalema; nodorany tamin’ny afo koa ny lapan’andriana rehetra tao, ary nosimbany ny fanaka tsara rehetra tao.
malagasy
Dia nodorany koa ny tranon'Andriamanitra, ary noravany ny mandan'i Jerosalema; ny lapan'andriana rehetra tao koa dia nodorany tamin'ny afo, ary ny fanaka tsara rehetra tao nosimbany.