2 Chronicles 36:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo amby roapolo taona i Joahaza raha nanomboka nanjaka ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 23 taona i Jôakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 23 taona i Jôahaza fony tonga mpanjaka; ary telo volana ihany no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Telo amby roa-polo taona loahaza, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo amby roapolo taona i Joahaza raha nanomboka nanjaka ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.
malagasy
Telo amby roa-polo taona loahaza, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.