2 Chronicles 36:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona sisa tsy matin-tsabatra dia noentiny ho babo tany Babilona ka tonga mpanompo azy sy ny zanany ireny mandra-panjakan’ny mpanjakan’i Persia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’i Nabokodonozora ho babo tany Babilôna ny olona sisa tsy matin-tsabatra, ka tonga andevon’izy sy ny zanany ireny, mandra-panjakan’ny mpanjakan’i Persa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona sisa tsy matin-tsabatra dia nentin’i Nebokadnetsara ho babo tany Babilôna, ka tonga nanompo azy sy ny zanany ireny mandra-piavin’ny fanjakàn’i Persia.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sisa tsy matin-tsabatra dia nentiny ho babo tany Babylona, ka tonga mpanompo azy sy ny zanany ireny mandra-panjakan'ny mpanjakan'i Persia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona sisa tsy matin-tsabatra dia noentiny ho babo tany Babilona ka tonga mpanompo azy sy ny zanany ireny mandra-panjakan’ny mpanjakan’i Persia,
malagasy
Ary ny olona sisa tsy matin-tsabatra dia nentiny ho babo tany Babylona, ka tonga mpanompo azy sy ny zanany ireny mandra-panjakan'ny mpanjakan'i Persia,