2 Chronicles 36:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nesorin’ny mpanjakan’i Ejipta tany Jerosalema izy sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naongan’ny mpanjakan’i Ejipta tao Jerosalema izy, sady nampandoaviny vola talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo koa izy no nesorin’i Nekao, mpanjakan’i Ejipta; ary nampandoavin’io Farao io sazy volafotsy sy volamena samy telo taonina ny fanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary nesorin'ny mpanjakan'i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nesorin’ny mpanjakan’i Ejipta tany Jerosalema izy sady nampandoaviny sazy talenta* volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.
malagasy
Ary nesorin'ny mpanjakan'i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.