2 Chronicles 36:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampanjaka an’i Eliakima, rahalahin’i Joahaza, tamin’ny Joda sy Jerosalema ny mpanjakan’i Ejipta, ary ny anarany dia novany hoe Joiakima; ary i Joahaza rahalahiny kosa dia nalainy ka noentiny ho any Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa i Eliasima, rahalahin’i Jôakaza no nampanjakainy tamin’i Jodà sy i Jerosalema sy novany anarana hoe: Jôakima. Ary i Jôakaza rahalahiny, nalainy dia nentiny nankany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia i Eliakima rahalahin’i Jôahaza no nataony mpanjaka tamin’i Joda sy i Jerosalema, ary novany anarana hoe Jôiakima; fa i Jôahaza rahalahiny kosa nalain’i Nekao ka nentiny ho any Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'i Egypta nampanjaka an'i Eliakima, rahalahin'i Joahaza, tamin'ny Joda sy Jerosalema, ary ny anarany dia novany hoe Joiakima; ary Joahaza rahalahiny kosa dia nalainy ka nentiny ho any Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampanjaka an’i Eliakima, rahalahin’i Joahaza, tamin’ny Joda sy Jerosalema ny mpanjakan’i Ejipta, ary ny anarany dia novany hoe Joiakima; ary i Joahaza rahalahiny kosa dia nalainy ka noentiny ho any Ejipta.
malagasy