2 Chronicles 36:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby roapolo taona i Joiakima raha nanomboka nanjaka ary iraika amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 25 taona i Jôakima fony vao nanjaka, ary 11 taona no nanjakany tao Jerosalema. Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh Andriamaniny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 25 taona i Jôiakima fony tonga mpanjaka; ary naharitra 11 taona no nanjakany tao Jerosalema. Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO Andriamaniny izy.
Malagasy Bible 1865
Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby roapolo taona i Joiakima raha nanomboka nanjaka ary iraika amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny izy.
malagasy
Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny izy.