2 Chronicles 36:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia niakatra namely azy ka namatotra azy tamin’ny gadra varahina mba hitondra azy ho any Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra hamely azy i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, ka nafatony tamin’ny gadra varahina roa izy, hoentiny any Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Nebokadnetsara, mpanjakan’i Babilôna, no niakatra namely azy ka namatotra azy tamin’ny gadra varahina mba hitondrany azy ho any Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, dia niakatra namely azy ka namatotra azy tamin'ny gadra varahina mba hitondra azy ho any Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia niakatra namely azy ka namatotra azy tamin’ny gadra varahina mba hitondra azy ho any Babilona.
malagasy
Ary Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, dia niakatra namely azy ka namatotra azy tamin'ny gadra varahina mba hitondra azy ho any Babylona.